|
|
|
|

Teny iditra1 daty
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3date. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4date. [3.1]
Ohatra  5 Lalàna tamin' ny daty oviana izany? [2.643]
6 Tsy niova io daty io raha tsy nianjera asabotsy na alahady. [2.356]
7 Iny ilay andro voalohan' ny Novembre, ilay daty kely ahatsiarovana loatra ny ngidin' ny namoiza-malala. [2.499]
Voambolana  8 Fotoana
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 daty, 11 tady

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08