|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 bozy
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3stunted, dwarfish, diminutive in stature; short but pleasing. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4nain, nabot. [1.3#93, 1.196]
5se dit des petites filles. [1.3]
6personnage contrefait. [1.196]
Tovy hevitra  7bozibozy
Kamban-teny rehetra  8Ibozy

Teny iditra (2/7)9 bozy
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Fiasan' ny dokotera entina hangaronana fery na ny lalan-drano amin' ny tenan' ny olombelona mba hampandehanana ny fivalanan-drano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12a catheter. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13sonde, instrument de chirurgie. [1.3#93]
Voambolana  14 Fahasalamana

Teny iditra (3/7)15 bozy
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny anglisy  17baobab tree. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  18Adansonia za Baill. ; Adansonia madagascariensis Baill.
19(Malvaceae).
20Nom plus spécialement donné aux jeunes sujets.. [Tankarana, Sakalava]
21Vigna sinensis (L.) Savi ex Hassk.
22(Fabaceae) ; la racine renflée est comparée à un petit personnage difforme.
23Racine comestible, activement recherchée en cas de disette.. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  24 Haizavamaniry: hazo
Mpanahaka  25 adansonia, 26 baobaba, 27 reniala, 28 za, 29 zaha
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Teny iditra (4/7)30 bozy
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny malagasy  32Kabaro andrahoina tsy misy fangarony. [Sakalava] [1.1]
Tsipelina hafa  33bojy

Teny iditra (5/7)34 bozy
Sokajin-teny  35 anarana
Fanazavàna teny frantsay  36râpe à coco.. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  37bozo

Teny iditra (6/7)38 Bozy
Sokajin-teny  39 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  40Anaram-bosotra fiantsoana mazàna ny zazavavy kely: Andeha mantsaka, ry Bozy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  41Used in speaking of children. [1.2]
Voambolana  42 Fanampin' anarana (vavy)
Tsipelina hafa  43koto, koto

Teny iditra (7/7)44 Bozy
Sokajin-teny  45 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  46Buzi. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  47Buzi. [2.996]
Voambolana  48 Soratra Masina
Tovy hevitra  49bozi, bozi, bozi
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  50Toko sy andininy momba Bozy

Fivaditsoratra  51 Bozi, 52 Bozy, bozy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02