|
|
|
|

Teny iditra1 Koto
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Anarana iantsoana zazalahy kely (mitovy amin' ny "bozy" ho an' ny zazavavy kely ). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a common name for little boys. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5nom de garçon. [1.8]
Ohatra  6 hanina ny tokantrano kany hahita an' I koto sy Kala ary ny vady malala no mamelovelo ao am-pony. [2.470]
Voambolana  7 Fanampin' anarana (lahy)
Tsipelina hafa  8ikoto, ikoto
Mpanahaka  9 bozy, 10 bozy, 11 ikalakely, 12 ikalakely
Kamban-teny rehetra  13Kotokelimiadilaona
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 Koto, 16 toko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02