|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  botsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sihanaka] fivontosana [1.78]
4 [Tanosy] kambo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Provincial] for votsy [1.2]

Teny iditra (2/4)6  botsy
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 [Sakalava] kevoka [1.78]

Teny iditra (3/4)9  botsy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 [Tankarana] samedi. § sabòtsy. [1.19]
Voambolana  12  Fotoana

Teny iditra (4/4)13  botsy
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 [Tesaka] lena [1.78]

Fivaditsoratra  16 bitso, botsy, 17 tso-by

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04