|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bomba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3mitovy hevitra amin' ny omba.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 5 bomba |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja.
[1.1] 8jereo baomba. [1.62] [baomba] 9zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa. [1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10a shell, a bomb.
11[Eng. 12bomb]. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13bombe [Fr.
14bombe]. [1.3] |
| Ohatra |
15 Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao
[2.59]
|
| Voambolana | 16 Miaramila |
| Tsipelina hafa | 17baomba, baombo |
| Fivaditsoratra | 18 bambo, 19 bomba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|