|
|
|
|

Teny iditra1 baomba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jereo bomba. [0]
Ohatra  4 Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga [2.113#]
5 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro [2.472]
6 Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany baomba mahery vaika maro [1.62]
Voambolana  7 Miaramila
Tsipelina hafa  8baombo, bomba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12