|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 bokiny
Sokajin-teny  2 anarana boky sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  3his book(s), her book(s), their book(s). [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4son livre, ses livres, leur livres, leurs livres. [3.1]
Ohatra  5 Tsy namaly ity tovovavy fa ny tranom-bokiny no namboamboariny. [2.529#99]
6 Mipetraka eo amin' ny seza manoloana anay izy ary dia manokatra ny bokiny. [2.356#29]

Teny iditra (2/2)7 Bokiny
Sokajin-teny  8 anaram-bosotra [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  9Madagascar [Swa.
10Bakini.]. [Provincial] [1.2]
Mpanahaka  11 dago, 12 kierabe, 13 madagasikara

Fivaditsoratra  14 Bokiny, bokiny, 15 kinibo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02