|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bedy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ.
4Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa. 5Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny. 6Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 21bedibedy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|