|
|
|
|

Teny iditra1 bilitika
Fototeny  2bitika
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Kely dia kely, madinika erỳ, pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon' Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5same as bitika. [1.2]
Mpanahaka  6 bilitsika, 7 biritika, 8 biritsika, 9 bititika, 10 bolitika, 11 boritika, 12 boritsika

Fivaditsoratra  13 balitiky, 14 bilitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31