| Teny iditra | ![]() |
Betsimitatatra | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (jeôgrafia) | ||
| Famaritana malagasy | ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. [Ravelojaona 1937] | ||
| Voambolana | Jeografý: temdrombohitra sy saha | ||
| Teny nalaina | Sibree: Conquest ~ Ellis: History ~ Callet: Tantara ~ Oberlé: Imerina (Ireto teny nalaina rehetra ireto) | ||
| Sary |
| ||
| Nohavaozina taminy 2012/05/15 |
|