|
|
|
|

Teny iditra1 bedena
Fototeny  2bedy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tenenina maherihery, tezerana: Nobeden-drainy izy fa nody alina. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9bedesina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12