|
|
|
|
Teny iditra
1
mibedy
Fototeny
2
be
dy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Maniny, mananatra, mitezitra olona ka miteniteny azy lava.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mibedy
6
Ny lasa :
nibedy
7
Ny hoavy :
hibedy
8
Filaza mandidy :
mibede
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12