|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 batisa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3(Fiv.
4protest.) Anaran' ny batemy amin' ny protestanta, izay samy hafa kely amin' ny fahazoan' ny katolika azy satria toa fanolorantena amin' Andriamanitra indrindra no anton' ny batisa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5baptism, the administration of Christian baptism.
6See tso-drano.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7baptême (pour les protestants).
[1.5] |
| Ohatra |
8 Dia nanao batisa ny ankizy ny Pastera.
[2.499#]
9 Dia natao batisa izy sy ny Praiministra. [2.113#] 10 Tany Ankazonamoizana Ravahatra no natao batisa. [2.649#] |
| Voambolana | 11 Fivavahana |
| Tsipelina hafa | 12badisa |
| Tovy hevitra | 13batemy |
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 15Randzavola: batisa ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 16 batisa, 17 sabita, 18 tabasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|