|
|
|
|

Teny iditra1 batemy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(Fiv.
4kat.) Sakramenta iterahan' ny olona ara-panahy amin' ny fidirana ho isan' ny kristianina zanak' Andriamanitra satria voadion' ny rano tamin' ny fahotana izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5baptism. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6baptême. [1.8]
7baptême (pour les catholiques). [1.5]
Voambolana  8 Fivavahana
Tovy hevitra  9batisa
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 batemy, 12 mbetia, 13 mibeta

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08