|
|
|
|

Teny iditra1 batavia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' akondro bozenizeny fa be voa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a variety of banana.
5See under akondro.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6variété de bananier ; fruits abondants, bananes jaunes-verdâtres.. [Tankarana] [1.19]
7Variété de bananier, Musa paradisiaca L.
8(Musaceae), toujours naine, probablement importée de Java.
9Apprécié pour les plantations parce que d'un entretien plus facile.. [Betsimisaraka] [1.196]
Ohatra  10 orona kosa anirian' ny viha toa akondro batavia, milenodenoka, ary somary mihataka kely lavidavitra eny ny ravinala mipararetra tsofin' ny rivotra, dia ravintatamo no mitalapetraka eny ambonin' ny rano, tetezin' ny taleva lava tongotra. [2.499]
Voambolana  11 Haizavamaniry: voankazo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12