|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 -bata
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe vata
Ohatra  3 Ny vola am-bata dia aoka fotsiny [1.280]

Teny iditra (2/4)4 -bata-
Sokajin-teny  5 endritenin' ny hoe vatana

Teny iditra (3/4)6 bata
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Enti-milaza fanaingana zavatra amin' ny tanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9action de porter sur les mains, à la main, de soulever avec les mains. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)27 bata
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29sambomandry, sakamandimby. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  30poutre. [1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  32 Haitao

Fivaditsoratra  33 bata, 34 taba, tabà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05