|
|
|
|

Teny iditra1 fambata
Fototeny  2bata
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mambata, manainga na mitondra zava-mavesatra: Toy izao no fambata io vata io.
5Azo bataina: Tsy fambata ny zavatra toy io. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Ce qui doit être soulevé, manière de porter. [1.3#76]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12