|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 binata |
| Fototeny | 2bata |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5[passive with infix].
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6porté, soulevé.
[1.3#76] |
| Ohatra |
7 Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko.
[2.643#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11voabata |
| Fivaditsoratra | 12 binata, 13 tinaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|