|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 bandy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3bande.
[1.13] |
| Ohatra |
4 Ny anarana no notakonany bandy taratasy kely.
[2.499]
5 Niaraka tamin' izay kosa nesorin' ity mpaminany ny bandy teo ambony masony, ka fantatry ny mpanjakan' Israely fa isan' ny mpaminany izy. [2.996] |
| Kamban-teny rehetra | 6Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 7 bandy |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9tovolahy.
[1.60.mg#56] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10jeune homme, gars, mec, zigue.
11On notera que ce qui était en français un nom collectif en vient à désigner en malgache l'individu membre de la bande. [1.60.fr#56] |
| Ohatra |
12 Tena "bandy" tsara ialahy, hoy ny tompon-trano.
[2.4]
|
| Teny iditra (3/3) | 13 bandy |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15lehilahy na tovolahy ratsy saina, tsy mahatoky, jiolahim-boto.
[1.60.mg#57] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16malfaiteur, voyou.
[1.60.fr#57] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|