|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 -balaka
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe valaka

Teny iditra (2/3)3 balaka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5volombava. [Tambahoaka] [1.78]
6ivy mivoaka eo amin'ny vava raha vao terena ny tenda; volombava. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (3/3)7 Balaka
Sokajin-teny  8 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  9Balak. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10Balaq. [2.996]
Ohatra  11 Tsy nety kivy balaka, fa naniraka andriandahy nalaza kokoa noho ireo indray. [1.38]
Voambolana  12 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  13Toko sy andininy momba Balaka
Lahatsoratra  14Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Balaka

Fivaditsoratra  15 Balaka, balaka, 16 kabala, 17 lakaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03