|
|
|
|

Teny iditra1 biblia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao.
4Ny teny grika hoe Biblia (pl) avy amin' ny Biblos no nihaviany.
5Ny hoditra anatiny tamin' ny zozoro no natao hoe « biblos ».
6Ny hevitry ny « biblia » kosa, raha ara-bakiteny, dia boky kely maromaro ; fa taoriandriana noho ny fahazarana dia noheverina ho boky maromaro fotsiny izy.. [1.38#115]
Fanazavàna teny frantsay  7Bible. [1.3]
Tovy hevitra  8baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12