|
|
|
|

Teny iditra1 baba
Singan-teny  2babaka, 3ra
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [baba ra] 5mandeha ra be, mitsonika ra, feno ra: Baba ra ny oron' ny zaza voadonan' ny sisin-databatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [baba ra] 6Bleeding profusely. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7saignant abondamment, se dit des blessures. [1.3]
[baba ra] 8qui saigne abondamment. [1.8]
Ohatra  9 babarà ny fo, mafy ny fitsapana. [2.356]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  11 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19