|
|
|
|

Teny iditra1  mibaba
Fototeny  2 babara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [mibaba ra] enti-milaza ratra mivoaka ra be dia be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [mibaba ra] to bleed profusely, to let blood flow. Same as mandeha ra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 saigner abondamment [1.3]
Voambolana  7  Fahasalamana
Tovy hevitra  8 mandehara

Fivaditsoratra  9 bambaray, mibabarà

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04