|
|
|
|

Teny iditra1 eboebo
Fototeny  2ebo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra. [1.1]
Ohatra  5 Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  15ebo
Mpanahaka  16 ajokajoka, 17 akoholahyfahavaratra, 18 bebeso, 19 beebo, 20 berehaka, 21 bevava, 22 doradora, 23 edikedika, 24 edinedina, 25 hakevohana, 26 kasikasy, 27 lasankovavany, 28 mampilahendrena, 29 matavyandelany, 30 rehareha, 31 sehaseha, 32 tehoderaina, 33 tiadera, 34 tiadoka, 35 tsymatyambavany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31