|
|
|
|

Teny iditra1 atodiakoho
Singan-teny  2atody, 3akoho
Sokajin-teny  4 anarana
Ohatra  5 Dia izany no nataony mandra-pahalanin' ny atodiakoho sy ny vary [2.293#15]
6 Aza atao atodiakohon-dRenifiankinana, nakotri-behivavy, noraisin-dehilahy [2.558#26]
Voambolana  7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02