|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atelemo |
| Fototeny | 2telina |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atelina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#693] |
| Ohatra |
4 Voankazo an'ala ry zandry ny mamy atelemo ny mangidy aloavy
[2.131#]
5 Alao ny afo ka ataovy mirehitra be ao am-patana, ary anefeo antsy fiharatra aho, ka atelemo amin' ny akondro [1.406#] |
| Tsipelina hafa | 6atelomy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|