|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ataotaovy |
| Fototeny | 2tao |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ataotao [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 4 Ataotaovy |
| Singan-teny | 5ataotaovy |
| Sokajin-teny | 6 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
| Voambolana | 7 Haisoratra: tononkalo |
| Mpanoratra |
8Dox |
| Mpanonta printy |
|
| Lahatsiratra manontolo |
10 Ataotaovy aho rey olona, fa mavesatra ny anjarako, He ! malama anie ity lalako ka tsy misy hamaharako ! Kotsan'ny fitiavana aho ... kotsakotsa mahonena ! Ho dify ihany ilay malala ... toa dia vatranao jerena. 11 Ataotaovy aho ray olona, sao dia raraka tsy fidiny Ny fitia nisahiranako ka dia hahitako ngidiny ! ny felan'ny tatamo ve hahatondrako rano mody ? ny hetahetako avy eto dia tsy hisy fanafody ! 12 Ataotaovy aho ray olona, tokana 'ty siny ity ... Raha montsamontsana eto, ho entiko aiza ny fitia, Mitondra tanam-polo, mangaina sy mangaihay ! 13 Ataotaovy aho ray olona, sao tsy tratrako ity havako ! Mahazo an-kodimirana izy ka manahy ny fitiavako sao tsy hahatratra azy ! He 'ty elanelanay ! |
| Fivaditsoratra | 14 ataotaovy, Ataotaovy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|