|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arofenitra |
| Singan-teny | 2aro, 3fenitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fitambaran' ny fitsipika mifehy ny fomba fanao amin' ny toe-javatra mikasika ny manam-pahefana ambony amin' ny fanjakana.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 arofenitra, 7 itreforana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|