|
|
|
|

Teny iditra1 ara-tohamarindrano
Singan-teny  2araka, 3tohatra, 4marina, 5rano
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7fomba fandrefesana amin'ny ribà tsy zavamarindrano tsy mirahaabo. [1.13.mg#22]
Fanazavàna teny frantsay  8par cultellation, par ressauts horizontaux. [1.13.fr#22]
Voambolana  9 Haitoetany: soridrefitany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11