|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tohatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy.
4Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano. [1.1] 5fandehanana vita ambaratonga. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a ladder, a staircase.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7escalier.
[1.3.fr#709, 1.8, 1.13] 8échelle. [1.3.fr#709, 1.8] |
| Ohatra |
9 Niakatra ny tohatra izy
[2.529]
10 tohatra hazo an-trano no miakatra any [2.4] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 16 Toe-karena: fanorenana |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 16 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/3) | 19 tohatra |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22mamelles des vaches, des animaux.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 27 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/3) | 28 tohatra |
| Sokajin-teny | 29 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
30Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 36 tahotra, 37 tohatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|