|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 antsony |
| Fototeny | 2antsona |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana antsonina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#57] |
| Teny iditra (2/3) | 4 antsony |
| Fototeny | 5antsona |
| Sokajin-teny | 6 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana antsonina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2#62] |
| Teny iditra (3/3) | 7 antsony |
| Sokajin-teny | 8 anarana antso sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
9his call, their calls.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10son appel, leurs appels.
[3.1] |
| Ohatra |
11 Azonay natao ny tsy niraharaha ny antsony ka tsy tojo ilay fotoana tena nety.
[1.369#]
12 Naveriny indray ny antsony, ary reny tsara ny feo namaly azy niavaka tao anatin' ny fikorontanana somary nihanalefaka. [2.5#] |
| Fivaditsoratra | 13 Anontsy, 14 antsony, 15 sintona, 16 tsinona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|