|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 antsonina
Fototeny  2antsona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ajanona, asaina miantsona: Nantsonina terỳ lavidavitra ny sambo.
5Fiteny kokoa ankehitriny ny hoe: aantsona. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10aantsona

Teny iditra (2/2)11 antsonina
Fototeny  12antsona
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  14to be scented from a distance, as by a dog before entering a hut. [Provincial] [1.2#62]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  19 anantsino, 20 anantsony, 21 anintsano, 22 anontsany, 23 antsonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12