|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsantsalahy |
| Singan-teny | 2antsantsa, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
5A man who is very tall, strong, robust, or clever.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6prodigieux dans son genre, éloquent.
[1.3] 7Requin mâle. 8Se disait des hommes éloquents. [2.415#6727] |
| Ohatra |
9 Nangotraka tokoa ny fihaonana fa mpikabary raindahiny sy antsantsalahy avokoa no nandahatra, na ny avy amin'ny atsimo, na ny avy amin'ny avaratra;
[2.588#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|