|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 antsantsa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m.
4ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a shark.
6See akio. [1.2] 7a shark. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8requin.
[1.8] |
| Ohatra |
9 iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony.
[2.5]
|
| Voambolana | 10 Haibiby: trondro |
| Tovy hevitra | 11akio |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 14 antsantsa |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy..
[1.2] |
| Voambolana | 17 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tovy hevitra | 18antsiantsy |
| Teny iditra (3/3) | 19 antsantsa |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
21In the provinces it is the name given to highway robbers.
22See jiolahy. [1.2] |
| Voambolana | 23 Lalàna |
| Tovy hevitra | 24jiolahy |
| Fivaditsoratra | 25 antsantsa, 26 tsantsana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|