|
|
|
|

Teny iditra1 jiolahy
Singan-teny  2jio, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5a robber. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6bandit. [1.8]
Ohatra  7 jiolahy nampisehoam-bola, ny lavitra azy ihany no tsara. [2.4]
8 Namidin' ireo jiolahy kosa ny temitra vita ka niroborobo ny varotra. [2.117]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02