|
|
|
|

Teny iditra1 ankaromiafina
Singan-teny  2harona, 3miafina
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6in concealment. [1.2#235]
Fanazavàna teny frantsay  [an-karomiafina] 7dans la corbeille dérobée à la vue.
8Figuré: en secret. [1.3#50]

Fivaditsoratra  9 ankaromiafina, 10 mifanakoriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12