|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankamaroany |
| Fototeny | 2maro |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4jereo ankabeazany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5en masse.
[1.3#435] |
| Ohatra |
6 Rendremana matory ny ankamaroany.
[2.499]
7 Nefa tamin' ny ankamaroany, dia vitan' izay tokoa. [2.472] 8 Ny Bemihimpa tany Ambongo dia Merina ny ankamaroany. [2.508] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 ankamaroany, 12 manakoriana, manakoriàna, 13 maraokanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|