|
|
|
|

Teny iditra1 anikeo
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3isan' ireo teny miforona avy amin' ny hoe any milaza fotoana izy ity, toy ny hoe: aninaraina, aninantoandro, anitontolo, ets.
4Mompera Callet mihevitra azy ho fanakambanana teny telo hoe any-ka-eo.
5Misy manoratra azy hoe anikeheo, nefa tsy hita izay mahamarina izany. [1.10]
[anikeHEo] 6Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoana vao haingana ao anatin' ny andro iresahana ihany. [1.1]
[anikeHEo] 7anondroana ny fotoana vao haingana, mialoha ny itenenana; tamin' ny fotoana vao lasa teo. [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  8used in speaking of some part of the past day. [1.2]
9just now, a short time ago. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [anikeHEo] 10dans la partie écoulée du jour présent, il n'y a qu'un instant. [1.3]
11tout à l'heure (temps passé). [1.8]
12tout à l'heure (dans la partie écoulée du temps présent). [1.5]
Ohatra  13 tonga anikeheo i dadatoanay [1.1]
14 Nodimandry aninkeheo maraina! [2.529]
15 nandalo teto izy aninkeheo fa tsy nahandry anao [1.62]
16 Sahala amin' ny tsy nisy ilay horakoraka aninkeo. [2.4]
17 Toky no omeko anareo, tsy hisy tabataba intsony, toy ny anikeo maraina. [2.270#]
Tsipelina hafa  18aninkeheo, aninkeo
Mpanahaka  19 aninaraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12