|
|
|
|

Teny iditra1 angadinomby
Singan-teny  2angady, 3omby
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fitaovam-piasana tany taritin' omby, misy faritra efatra: 1) lelany roa mifanao ambony sy ambany ka ny iray mitsangana toa mandidy ny tany, ny iray mitsivalana mamakivaky ny tany; 2) vy mivohitra mamadika ny tany voavaky; 3) kodiarana iray na roa, ary 4) vy lehibebe lavalava iraiketan' ireo rehetra voalaza eo aloha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6plow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7charrue. [1.8, 1.13]
Voambolana  8 Toe-karena: fambolena

Fivaditsoratra  9 ambongadiny, 10 angadinomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12