|
|
|
|

Teny iditra1 angady
Fototeny  2hady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a spade.
6This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina.
7See fangady.. [1.2]
8a spade;. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9bêche. [1.8, 1.13]
Voambolana  10 Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  11fangady
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 angady, 15 gidana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02