|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anetsiny |
| Fototeny | 2hetsy |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4ny fitenenana hoe "an-etsiny" dia diso ka tokony hatao hoe an-ketsiny, saingy iry diso no efa mahazatra, ka tonga manaviavia ity an-ketsiny.
[1.10#H198] |
| Ohatra |
5 anetsiny maro ny Malagasy no naondrana namidy tany ivelany toy izany
[2.508#481]
|
| Tsipelina hafa | 6an |
| Fivaditsoratra | 7 anetsiny, 8 tsy enina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|