|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 anelanelany
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3entre. [1.3#122]
4au milieu, entre deux choses. [1.5]
Ohatra  5 Volenay eny anelanelany ka! [2.117#52]
6 Izaho no taho eto anelanelanareo [2.499#95]
7 Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka [2.445#91]
8 Lasa ery ny eritreriny amin'ny endriky ny volana eo anelanelan-taho [2.817]
9 Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan' ny havandra [2.996#45.005.024]
10 Ary ny amin' ny teny nifanaovantsika izaho sy hianao dia indro fa anelanelako izaho sy hianao, mandrakizay, Iaveh [2.996#49.011.051]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :

Teny iditra (2/2)13 anelanelany
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15intermédiaire, intervalle. [1.13.fr#17]
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 anelanelany, 18 elanelanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02