|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Andriampenitra |
| Singan-teny | 2andriana, 3fenitra |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island..
[1.2#179] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7nom d'une caste.
[1.3#162] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|