|
|
|
|

Teny iditra1 andriamanidahy
Singan-teny  2andriamanitra, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Ohatra  5 Tsy hita tena kanefa manana aina, ka ny feony ihany no fantatry ny mahalala azy: andriamanidahy, andriamanibavy nirahin' Andriamanitra hampivavaka ny olona. [2.296]
6 Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe. [2.296]
Haiendriteny 
7 Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/26