|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andriamanibavy |
| Singan-teny | 2andriamanitra, 3vavy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Ohatra |
5 Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe.
[2.296]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/08/26 |
|