|
|
|
|

Teny iditra1 andavanandro
Singan-teny  2lava, 3andro
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5on ordinary days.. [1.2]
6everyday, weekday. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7les jours ordinaires ; en malgache moderne : les jours ouvrables, non fériés. [1.196]
8de tous les jours, ordinaire. [1.8]
Ohatra  9 andavanandro izahay ankizy dia nilalao teo an-tanàna. [2.356#]
10 Tafaverina tamin' ny asa fanao andavanandro ny vahoaka. [2.270#]
11 Avy eo dia mitohy toy ny andavanandro ny asa aman-draharaha. [2.332#]
Voambolana  12 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11