|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 andalana
Fototeny  2lalana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto.
5Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany.
6Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila.
7Karazana: Maro andalana ny fakampanahy. [1.1]
8fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9Arrangement in rows; different, various (as to kinds).. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?). [1.3]
11ligne, vers. [1.13]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 19 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)24 an-dalana
Sokajin-teny  25 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  26dans le chemin, en route. [1.3]
Ohatra  27 Ataoko telo andalana ity fanjakana ity. [2.508#]
28 ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona; [2.314#]
29 Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao. [2.499#]
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)31 andalana
Fototeny  32lala
Sokajin-teny  33 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#375]
Haiendriteny 
34 Ny ankehitriny :
35 Ny lasa :
36 Ny hoavy :
37 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  38 alandana, 39 an-dalana, andalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02