|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anakandriamaso |
| Singan-teny | 2anaka, 3andriana, 4maso |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso.
[Betsimisaraka]
[1.78] 7Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8[maso, the eye.] The pupil of the eye..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9la pupille de l'oeil.
[1.3#35] |
| Ohatra |
10 ary hotandremanay toy ny anakandriamaso
[2.588#]
11 ary tehiriziny hoatra ny anakandriamaso ny soa ataon' ny olona [2.996#] 12 Jereo ihany koa ny fihetsiky ny maso, ny haben'ny anakandriamaso [2.424#] |
| Voambolana | 13 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|