|
|
|
|

Teny iditra1 ampomboina
Fototeny  2ampombo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Toroina, torotoroina, mongomongoina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on brise, qu'on bat. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Mpanahaka  10 havokavohana, 11 kapohina, 12 velezina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31