|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 velezina |
| Fototeny | 2vely |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana.
5Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary. 6Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be struck; to be beaten; to be threshed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant).
[1.3] 9qu'on bat, qu'on frappe. [1.8] |
| Ohatra |
10 Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|